Teny iditra | mpanao nify | |
Singan-teny | mpanao ; nify | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona mitsabo nify marary na mametaka solonify [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A dentist [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dentiste [1.8] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |